Fandriampahalemana hatramin'zao e

Nampidirin'i ysag | 15 Des, 2009

Fandriam-pahalemana ihany e!!!

Vaky trano, halatra vono olona...

De mandeha tokoa aloha ny gazety e, tsy lany vaovoa ratsy ny fahita lavitra. Fany mampalahelo dia tsy mahita sy tsy miraika ny tompon'andraikitra e (Polisy miaramila indrindra fa ny mpitondra sy mpibaiko).

Nefa anie maro ireo miaramila polisy e!!! isan'andro ianao mahita fôna, ka raiso ohatra anie e ny fiara feno mpiambina manaraka ireo manan-kaja ambony e mpitandro filaminana avokoa ireny.

Dia ny sosokevitry ny mpitondra nifandimby de hoe "ADRIMASOM-POKONOLONA" ... zahay vahoaka ze miobmo-kevitra amiko anie efa miandry sy miaro anay sy ny fanananay e fa matoa mboal lasibatra sy hiaran'izany zahy dia mila anareo lehibe sy mpitarika e fa tsy mifandanja intsony ny hery e.

De ze mifandimby teo de maika ery hamoak hery famoretan rehefa misy ty mifanraka (hatramin'zao io an!! tavela any atsisin'y afrika ny 3 sasany e) fa ny tonta kely eto an-drenivohitra fotsiny tys tratrany aiza ihany le heo itodika @vaôka e!!!!

 LAva be fa zao e : "Sao lahy ka efa tsy misy mpiaro @ ratsy intsony isika vahoaka ireto e"